Gitara mitaingin-tamboho

Tsy izahay no maditra fa ny revy no tsy mety ritra

lazablues | 19 Oktobra, 2006 23:10

"Aza mivoaka any ianareo!" hoy rabôfinay.Izahay anefa tena mbola te hivazovazo ery ambonin'ilay tamboho antsoinay hoe "Mafanafana". Eo izahy no mihirahira miaraka @ ilay gitara tokana mba nindraminay t@ iay boay kely zanaka mahitahita bandy mipôzyteo @ tanàna.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb